| Teny iditra | vaingana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1] | |||||||||
| A lump: [1.7] | |||||||||
| Masse, motte [1.8] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | vainga ~ vaingavainga | ||||||||
| Teny iditra | vaingana (vainga) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Didiana: Vaingao kely ity hena ity [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|