|
|
|
|

Teny iditra vaivonto
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vay, vonto
 Vay misy nana be dia be izay mahatonga azy hivonto [1.13]
 Engelure, abcès [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  baivonto ~ kibay ~ kifongo

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08