| Teny iditra |
vaka-
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vakana
|
|
| Teny iditra |
vaka
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona [1.1]
|
| | Qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu [1.3]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara;
[2.996]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
vaka
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Tambahoaka, Tanala]
sarotahotra
[1.78]
|
| | [Tanala]
Kanosa: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [1.78]
|
|
| Teny iditra |
vaka
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Tambahoaka]
malemy
[1.78]
|
|
| Teny iditra |
vaka
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Taisaka]
Misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...) [1.78]
|
|