| Teny iditra | vakim-baratra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vakina, varatra | |
| Taitra ka kepoka foana, mitanaka foana [1.1] | ||
| Foudroyé Surpris, terrifié, confondu [1.3] | ||
| Ohatra | Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo
[2.4] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |
|