|
|
|
|

Teny iditra varatra
Sokajin-teny anarana
 Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
 Thunder; a thunderbolt [1.7]
 Foudre, tonnerre [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : varatra, varatro, varatrao, varany, varatsika, varatray, varatrareo, varatr', vara-, varatry
Tovonana : -baratra, -baratro, -baratrao, -barany, -baratsika, -baratray, -baratrareo, -baratr', -bara-, -baratry

Teny iditra varatra
Sokajin-teny anarana
  fotaka [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : varatra, varatro, varatrao, varany, varatsika, varatray, varatrareo, varatr', vara-, varatry
Tovonana : -baratra, -baratro, -baratrao, -barany, -baratsika, -baratray, -baratrareo, -baratr', -bara-, -baratry

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12