|
|
|
|

Teny iditra valalatsimandadiharona
Sokajin-teny anarana
Singan-teny valala, tsy, mandady, harona
 Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1]
Ohatra Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24