|
|
|
|

Teny iditra vangy
Sokajin-teny anarana
 Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
 Visite [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra vangy
Sokajin-teny anarana
 Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
 Ombalahinify [1.13]
 Dents canines des chiens
Longueur des dents chez un individu [1.2]
 Mandibule, canine [1.13]
Voambolana 
Ohatra Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [2.5]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11