|
|
|
|

Teny iditra vaniana
Sokajin-teny anarana
 Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [1.1]
Voambolana 

Teny iditra vaniaña
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Valahana, andilana, lanivoa [1.78]
Tovy hevitra vania

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06