|
|
|
|

Teny iditra vania
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Voa, valahana [1.78]
  [Tanala] Valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana) [1.78]
 Taola-maoja [1.13]
 Bassin [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra vaniaña

Teny iditra vania
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tambahoaka] Lava volo, tsy voaasa [1.78]

Teny iditra vania
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] Vaniana, valahana, angatra (aretina) [1.78]
  [Taisaka] Aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana [1.78]
  [Bara] Kolahy, aretim-balahana, voan-kena [1.78]
  [Bara] Blennorrhagie [1.78]
Voambolana 
Mpanahaka  akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06