| Teny iditra | vankona | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [1.1] | |||||
| A carpenter's plane; cf. rabao [1.7] | |||||
| Rabot; cf. rabao [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo.
[2.366] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tovy hevitra | rabao | ||||
| Teny iditra | Vankona | ||||
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | ||||
| Zana-dohateny | Ny rafitry ny teny | ||||
| Mpanoratra | DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire | ||||
| Mpanonta printy | 1971. Ambainy: 14cm. Haavony: 22cm. Takila: 63. | ||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
| Lahatsoratra | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03 |
|