| Teny iditra |
mamankona
(vankona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manadio hazo amin' ny vankona ho tonga malamalama tsara [1.1]
|
| | To plane wood [1.7]
|
| | Raboter [1.8]
|
| Ohatra | Raha mandany fotoana be loatra ny mamankona na ny manatsofa, sao mety ny mitady fomba hialana amimny asa mandany andro ka hanaovana ny asa vaky raoka rehetra toy ireny amin' ny alalan' ny milina?
[2.356]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamankona |
| Ny lasa : |
namankona |
| Ny hoavy : |
hamankona |
| Filaza mandidy : |
mamankòna |
|
|
| Teny iditra |
mamankòna
(vankona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamankona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|