|
|
|
|

Teny iditra vano
Sokajin-teny anarana
 Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe) [1.1]
 A heron [1.7]
 Héron [1.3, 1.54, 1.8]
 Héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ardea cinerea firasa
Tovy hevitra langoromavo ~ vanokagira
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23