|
|
|
|

Teny iditra vanobe
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vano, be
 Fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavany no vony tanora; amin' ny toerana be farihy sy ony lehibe ary amin' ny heniheny no ahitana azy [1.1]
 Le héron Goliath de couleur rousse. Ardea goliath. [1.3]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Ardea goliath

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23