|
|
|
|

Teny iditra vatana
Sokajin-teny anarana
 Ce qui constitue le corps, l'essentiel d'une chose [1.3]
 Corps principal [1.196]
 Bâti [1.13]

Teny iditra vatana
Sokajin-teny anarana
 Ny tenan' ny olona na biby: Ny olombelona dia vatana sy fanahy araka ny fampianaran' ny antokom-pinoana maro. [1.1]
 The trunk, the body [1.7]
 Le tronc, la carcasse, le corps humain [1.3]
 Le corps humain [1.8]
 Corps [1.13]
Voambolana 
Ohatra Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina. [2.470]

Teny iditra vatana
Sokajin-teny anarana
 The trunk [1.7]
 Le tronc [1.3]
 Tronc [1.8]
 Pour les arbres : le tronc ; pour les plantes herbacées : bulbe, tubercule ou rhizome. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra Vatana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Petite rivière de la région sud de Vatomandry [1.11]
Voambolana 

Teny iditra Vatana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -22.2166667, 47.75
Haianarantany vatana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30