|
|
|
|

Teny iditra vatasarihana
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vata, sarihana
 Karazana vatakely narafitra hifampiditra amin' ny latabatra na lalimoara, ka azo sarihana na sintonina araka izay itiavana azy [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16