|
|
|
|

Teny iditra vato namelan-kafatra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny vato, amelana, hafatra
 Enti-milaza ireo olona mahatana tsy miova izay teny napetraka taminy, olona nametrahana teny ka tsy manova izany [1.1]
 Litéralement pierre sur laquelle a été gravé un testament ; figuré: fidèle exécuteur testamentaire, sur qui reposent les dernières volontés de quelqu’un, surtout des rois [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01