| Teny iditra | vazan-tany | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vazana, tany | |
| Lafiny efatra amin' ny tany: Eran' ny vazan-tany [1.1] | ||
| Ohatra | Mandrosoa any amin' ny lalina », noho izany sahano daholo ny vazantany rehetra, « ary arotsahy ny haratonao.
[1.369] | |
| Tovy hevitra | vazan-tany efatra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20 |
|