|
|
|
|

Teny iditra veloma (velona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra velona [Fitanisana]
 (velona amin' ny fomba mandidy) Teny ifanaovana raha mifandao ka firariana mba samy mbola ho velona soa aman-tsara. [1.1]
 May you live! Farewell! Adieu! Thank you [1.2]
 Adieu! Vive! Merci! [1.3]
 Adieu, vivez [1.5]
Ohatra 
1Veloma Razay, veloma e! [2.324]
2Nifanao veloma araka ny fomba mahazatra azy izy ireo nony tafiditra ny vavahady. [2.470]
3Dia lasa izy nanao veloma anay efa-mianaka. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28