|
|
|
|

Teny iditra vezivezy
Sokajin-teny anarana
 Fandehanana etsy sy eroa; fiasana dia; firenirenena, firioriovana [1.1]
 Wandering, rambling [1.7]
 Action d'errer [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra renireny ~ riorio

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/02