| Teny iditra |
mivezivezy
(vezivezy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity
[1.1]
|
| | To roam [1.32]
|
| | To wander, to ramble [1.7]
|
| | Errer par-ci par-là [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany:
[2.470]
|
| 2 | Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mivezivezy |
| Ny lasa : |
nivezivezy |
| Ny hoavy : |
hivezivezy |
| Filaza mandidy : |
miveziveze |
|
|