| Teny iditra | vidin' aina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vidy, aina | |
| Salaire que l'on gagne par son travail [1.3] | ||
| Ohatra | Vidin' aina izay taminy fa tsy mba hasin-tanana tsy akory, vidin' aina aminay narovany tamin-doza, vidin' aina amin' izy tenany izay nisolo vaika anay.
[2.472] | |
| Teny iditra | vidin' aina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | vidy, aina | |
| Cote personnelle: 1/720 de la piastre [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |
|