|
|
|
|

Teny iditra vidio (vidy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vidina [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra 
1Ity mba vidio ho anao, ry Ingahy lehibe, fa manahirana ahy indray [2.587]
2Vidio na takalozy, fa raha tsy izany ho tany maty tsy hahasoa na iza na iza io. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17