Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
vi
ni
dy
(
vi
dy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Voavidy, novidina, naloa vola:
Taiza no novinidinao itỳ tsihy itỳ ?
[
1.1
]
Acheté
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
vinidy
, vinidiko, vinidinao, vinidiny, vinidintsika, vinidinay, vinidinareo, vinidin', vinidin-, vinidim-
Ny lasa :
novinidy, novinidiko, novinidinao, novinidiny, novinidintsika, novinidinay, novinidinareo, novinidin', novinidin-, novinidim-
Ny hoavy :
hovinidy, hovinidiko, hovinidinao, hovinidiny, hovinidintsika, hovinidinay, hovinidinareo, hovinidin', hovinidin-, hovinidim-
Tovy hevitra
voa
vi
dy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20