| Teny iditra |
vitsika
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1]
|
| | Ants [1.7]
|
| | Fourmi [1.3, 1.8]
|
/m:web>
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika.
[2.296]
|
| 2 | Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana.
[2.445]
|
|
| Teny nalaina |
| Lahatsoratra |
| Habaka | Ants of Madagascar (California Academy of Sciences)
|
|
| Teny iditra |
vitsika
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Se disait dans le sens de nombreux [2.415]
|
| | Nombreux, innombrable [1.3]
|
|