|
|
|
|

Teny iditra vitsikazo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vitsika, hazo
 Karazam-bibikely ohatra ny vitsika fa tsy iray karazana aminy velively, mikiky ny hazo amin' ny trano na ny fanaka [1.1]
 Termite [1.3]
Voambolana 
Mpanahaka  votry

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08