| Teny iditra | vitsivitsy (vitsy) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Sasany ihany, tsy dia maro loatra: Olo-mahay vitsivitsy no efa nilaza izany [1.1] | ||
| Ohatra | Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|