| Teny iditra | voaendrikendrika (endrikendrika) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| Calomnié [1.3] | ||
| Ohatra | Voaendrikendrika ho nangalatra tao aminy, hono, ilay mpiasa iray talohany raha nikasa hiala taminy toy izao.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/06/12 |
|