| Teny iditra | voafora (fora) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| Nesorina ny nofo manarona ny lohan' ny filahian' ny ankizilahy kely [1.1] | ||
| Circumcised [1.2] | ||
| Circoncis [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny zaza maty tsy mbola voafora dia tsy maintsy ho foraina izy vao alevina ao am-pasan-drazana, fa raha tsy natao izany hono izy dia tsy raisin' ny fahasivy sy Ndriananahary, ka tonga manjenjena eny ho eny ka mampalahelo.
[1.353] | |
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | finora | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|