| Teny iditra | voahaino (haino) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| Heard attentively, listened to, obeyed. [1.2] | ||
| Écouté, exaucé [1.3] | ||
| Ohatra | Indray voahaino teo anatrehan' ny voninahitr' ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|