| Teny iditra | voahenjana (henjana) | ||
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
| Raidi, tendu [1.3] | |||
| Ohatra | Satria raha marina fa eken' ny sainy ny tsi-firaharahana izay kilema madinika azo hodiana tsy fantatia, dia laviny marimarina kosa ny hanandratra ny fandeferana, izay tsy inona fa zana-tsipika voahenjana ka miandry ny fotoana hiketrahany.
[2.5] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|