| Teny iditra | voana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13] | ||
| [Bezanozano, Tanala] [ voaña ] Renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [1.78] | ||
| [Sihanaka] [ voaña ] Bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [1.78] | ||
| Insecte [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | voana fandrava ~ voana mahasoa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07 |
|