| Teny iditra | voapetaka (petaka) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| [1.1] | ||
| Stuck on, made to adhere, pasted on [1.2] | ||
| Qu’on a collé, appliqué, saisi, à quoi on a appliqué; sur quoi on affiche [1.3] | ||
| Ohatra | Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy.
[2.472] | |
| Tovy hevitra | pinetaka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|