|
|
|
|

Teny iditra voatrandraka (trandraka)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.1]
 Pioché, bêché profondément
Confondu devant les juges [1.3]
Ohatra ny faharoa momba ny tontolo manodidina ekôlôjika, amin' ny fiarovana ny voahary, izany hoe ny fampandrosoana maharitra… Ny fandrosoana dia tsy refesina amin' ny fitombon' ny harena voatrandraka sy voaondrana, fa ny fihatsaran' ny fomba fiainan' ny mponina voakasika. [4.27]
Tovy hevitra trinandraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20