| Teny iditra | voatsako (tsako) | |
| Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
| [1.1] | ||
| Mâché [1.3] | ||
| Ohatra | Ary raha eto no mba hisehoan' izay ambany maso tsy ho hita, na ambany lela tsy ho voatsako, na akaikin' ny orona tsy ho maimbo.
[2.69] | |
| Tovy hevitra | tsinako | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|