|
|
|
|

Teny iditra vodiondry
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vody, ondry
 Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian' ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisan' ny fototry ny fanambadianaka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" -- Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". [1.1]
 [ vody ondry ] The bride price [1.7]
 [ vody ondry ] Présent donné aux parents de la fiancée [1.8]
Ohatra Eny, fa veloma ho ela velona anie ny mpanjaka, fa raha ela velona amy ny fanjakany izy, dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao. [2.293]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06