|
|
|
|

Teny iditra vola
Sokajin-teny anarana
 Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy [1.1]
  drala [1.13]
 Money in general [1.7]
 Argent; monnaie [1.8, 1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : vola, volako, volanao, volany, volantsika, volanay, volanareo, volan', volan-, volam-
Tovonana : -bola, -bolako, -bolanao, -bolany, -bolantsika, -bolanay, -bolanareo, -bolan', -bolan-, -bolam-
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Teny iditra vola
Sokajin-teny anarana
 Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka [1.1]
 Silver [1.7]
 Argent [1.8, 1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra volafotsy
Mpanahaka  Ag
Tsanganana sy sary iray takila Fisokajiana miherina

Teny iditra vola
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Volana mpanazava alina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/31