Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
volaina
(
vo
la
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Amidy mba ho tonga vola:
Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
volaina
, volaiko, volainao, volainy, volaintsika, volainay, volainareo, volain', volain-, volaim-, volai-
Ny lasa :
novolaina, novolaiko, novolainao, novolainy, novolaintsika, novolainay, novolainareo, novolain', novolain-, novolaim-, novolai-
Ny hoavy :
hovolaina, hovolaiko, hovolainao, hovolainy, hovolaintsika, hovolainay, hovolainareo, hovolain', hovolain-, hovolaim-, hovolai-
Filaza mandidy :
volao
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20