|
|
|
|

Teny iditra volotara
Sokajin-teny anarana
 Karazam-bolotsangana madinika toy ny bararata ary fanao sodina [1.1]
  [Merina] (de volo (2) : grande Graminée). Phragmites mauritianus Kuhth (Poaceae). Malzac l'a confondu avec la Canne de Provence, Arundo donax L. (Poaceae) [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Phragmites mauritianus
Ohatra Ary nanirian' ny volotara ny rano nisitrihan-dRanoromasina. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2019/09/12