| Teny iditra | volovolo (volo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | volovolo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Volo malemy na mandady [1.78] | ||
| [Taisaka] Volomandady [1.78] | ||
| [Bezanozano] Volomalemy [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|