|
|
|
|

Teny iditra vombona
Sokajin-teny anarana
 Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra vombo ~ vovona

Teny iditra vombona
Sokajin-teny anarana
 Ny riran-damosin' ny hazandrano [1.1]
 The fins of a fish [1.7]
 Nageoire [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra vombo ~ vovona

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/21