| Teny iditra | vovona | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| Avosa, fanaovana antontany. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | vovona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | vombo ~ vombona | |
| Teny iditra | vovona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] Vovonana, tafontrano [1.78] | ||
| [1.1] | ||
| Teny iditra | vovoña | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Loharano kely tsy mandeha [1.78] | ||
| [Tanosy] dobo [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |
|