| Teny iditra | vonoina (vono) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako? Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy Tsofina: Vonoy ny jiro Foanana: Efa novonoina ity lalana ity Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna [1.1] | |||||||||
| To be killed; to be beaten; to be put out (of a fire) [1.7] | |||||||||
| Qu'on tue; qu'on bat, (feu) qu'on éteint [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/07/30 |
|