|
|
|
|

Teny iditra vontona
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1]
Ohatra 
1vonton' Alahamady ny vintsy [2.69]
2ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857]
3Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895]
Haiendriteny 
Tsotra : vontona, vontony, vonton', vonton-, vonton-
Sampanteny 

Teny iditra vontona
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Adansonia digitata

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17