|
|
|
|

Teny iditra vorivorinkena
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vorivory, hena
 Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [1.1]
 Omasum [3.1]
 Omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
Voambolana 
Ohatra Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69]
Tovy hevitra vorivoriny
Mpanahaka  masontantely ~ vahindrorohany ~ vavoninkena
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21