|
|
|
|

Teny iditra vorondreo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vorona, reo
 Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
 Oiseau au cri plaintif [1.54]
Voambolana 
Ohatra 
1koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
2Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895]

Teny iditra vorondreo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vorina, reo
  [Betsileo] (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra Vorondreo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -23.2833333, 43.85
Haianarantany vorona#mg.n, reo#mg.n.

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11