|
|
|
|

Teny iditra vosobosotra (vosotra)
Sokajin-teny anarana
 Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny!
Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1]
 A joke, a jest [1.2]
 [duplicatif diminitif] [1.3]
Ohatra Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa [2.314]
Tovy hevitra vosotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/04