| Teny iditra | vovohina (vovoka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Rakotry ny vovoka: Novovohiny aho ka niala [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | vovohina (vovoka) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Lanim-positra, voaloadoakan' ny bibikely ka mihintsana ho vovoka: Hazo vovohina [1.1] | |||||||
| Dusty from rot (esp. of. wood) [1.7] | |||||||
| Pourri et poussiéreux (se dit surtout du bois) [1.8] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|