|
|
|
|

Teny iditra zafiafy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny zafy, afy
  [Taisaka] Zanaky ny zafy [1.78]
 Zanaky ny zafy, zana-jafy, na taranaka fahatelo [1.1]
 A great-grandchild [1.7]
 Fils de petits-fils ou troisième géné [...] [tohiny 1.3, 1.54]
 Arrière petit-enfant [1.8]
Voambolana 
Ohatra Niterahana ny zanaka sy zafy sy zafiafy. [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08