|
|
|
|

Teny iditra zakarandaha
Sokajin-teny anarana
 (Jacaranda acutifolia) hazo vahiny, lehibe sy avo rehefa tena antitra, matroka ny trongany, manao an-tsalohy volomparasy tanora ny voniny sady mivondrona be, ary mipoitra alohan' ny raviny, amin' ny lembalemban' ny faritra tsy tena mafana no tena aniriany ka ny volana Oktobra sy Novambra no mamony be ary ny volana Mey sy Jona no mamoa [1.62]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Jacaranda acutifolia
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2015/11/12