|
|
|
|

Teny iditra zakarandahy
Sokajin-teny anarana
Voambolana 
Ohatra Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [2.356]
Tsipelina hafa 

Teny iditra Zakarandahy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
  Samuël Rajaobelison [1.11]
Voambolana 
Ohatra Samuel Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [2.314]
Tsanganana sy sary iray takila Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20